Entrée (1/5) | 1 manodina |
Radical | 2 hodina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity 5 Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity 6 Manasitily: Manodina divay ho toaka [1.1] |
Explications en anglais |
7 to turn [1.7] |
Explications en français |
8 tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [1.8] |
Exemples |
9 Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy. [2.332] 10 Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366] |
Morphologie |
|
Entrée (2/5) | 15 manodina |
Radical | 16 odina |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Explications en français |
18 faire révolter [1.3#457] |
Exemples |
19 Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka! [2.356] |
Morphologie |
|
Synonymes | 24 mampiodina |
Entrée (3/5) | 25 manodìna |
Radical | 26 hodina |
Partie du discours | 27 impératif du verbe actif manodina [Liste complète] |
Explications en malgache |
28 [1.1] |
Explications en français |
29 [1.3#457] |
Entrée (4/5) | 30 manodìna |
Radical | 31 odina |
Partie du discours | 32 impératif du verbe actif manodina [Liste complète] |
Explications en malgache |
33 [1.1] |
Explications en français |
34 [1.3#457] |
Synonymes | 35 mampiodina, mampiodina, mampiodìna |
Entrée (5/5) | 36 mañodina |
Partie du discours | 37 verbe actif |
Explications en malgache |
38 manimba [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrammes | 39 amandino, andamino, andomany, anodinam, anominda, iondanam, manadino, mandaoñy, manindao, mañodina, manodìna, manodina, manondia, miondàna, miondana, namodian, nanodiam, nodainam |
Mis à jour le 2023/01/20 |