Entrée (1/2) | 1 maninteraka |
Radical | 2 tanteraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro |
Exemples |
5 Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy. [2.470] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 mananteraka |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 maninteraka |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 [1.78] [Tambahoaka]
manantanteraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |