|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maninjitra
Radical  2  hinjitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [mañinjitra] manalava [Bezanozano] [1.78]
5  Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1]
Explications en anglais  6  to stiffen; to stretch out, as the hand [1.7]
Explications en français  7  raidir: étendre comme la main [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)13  mañinjitra
Radical  14  hinjitra
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  manontolo [Bezanozano] [1.78]
17  Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1]
Exemples  18  Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471]

Anagrammes  19  mañinjitra, maninjitra

Mis à jour le 2023/01/20