Entrée |
maningana
(singana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manavaka, manova singana Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana [1.1]
|
Explications en français | Faire aller seul,
isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part:
Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous
distinguez pas des autres par des excentricités) [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
maningana |
Passé : |
naningana |
Futur : |
haningana |
Impératif : |
maningàna |
|
|
Entrée |
maningàna
(singana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif maningana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|