Entrée (1/2) | 1 manindrana |
Radical | 2 indrana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [1.1] |
Explications en français |
5 aller à côté de [1.3] |
Exemples |
6 Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana. [2.471] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 manindràna |
Radical | 12 indrana |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif manindrana [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 anandrinam, manandrina, manandrìna, manindràna, manindrana, namandiran, namindrana, nandramany, nindramana |
Mis à jour le 2020/07/31 |