Entrée manilika (ilika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?
¶ Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa
¶ Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. [Richardson 1885]
 to push aside or farther off [Hallanger 1973]
Définition française pousser de côté ou plus loin [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
manilika
nanilika
hanilika
maniliha
Synonymes manilikilika
Exemples Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [Andraina: Mitaraina]
Citations 

2012/06/06