|
|
|
|

Entrée1  manihika
Radical  2 tsihika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Maka hazandrano amin' ny tandroho: Lasa nanihika any amorona izy.
5 Maka, mandany, mangalatra tsikelikely: Manihika ny fananan' ny madinika no ataon' ny mpangoron-karena. [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 manihika, 12 mihakina, 13 mihanaky

Mis à jour le 2025/11/02