Entrée (1/3) | 1 manidina |
Radical | 2 idina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mandraraka rano [Tambahoaka]
[1.78] 5 mandrotsaka rano, manondraka [Sihanaka] [1.78] 6 Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy 7 Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [1.1] |
Explications en anglais |
8 to pour out, to take down; to cast [1.2] |
Explications en français |
9 Faire descendre, verser dans, couler dans un moule [1.3] |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 14 manidina |
Radical | 15 sidina |
Partie du discours | 16 verbe actif |
Explications en malgache |
17 Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango 18 Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo 19 Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka 20 Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly 21 Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [1.1] |
Explications en anglais |
22 to fly [1.7] |
Explications en français |
23 voler dans l'air [1.8] |
Exemples |
24 Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa [1.38] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 30 manidìna |
Radical | 31 idina, sidina |
Partie du discours | 32 impératif du verbe actif manidina |
Explications en malgache |
33 [1.1] |
Tableaux et planches |
34 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 35 manidina, manidìna, midanina, manidina, manidìna, midanina |
Mis à jour le 2024/05/28 |