Entrée manidina (idina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache [ mañidiña ] [Tambahoaka] mandraraka rano [Rakotosaona 1972]
 [ mañidiña ] [Sihanaka] mandrotsaka rano, manondraka [Rakotosaona 1972]
 Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy
¶ Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to pour out, to take down; to cast [Richardson 1885]
Définition française Faire descendre, verser dans, couler dans un moule [Abinal 1888]
Morphologie 
manidina
nanidina
hanidina
manidìna

Entrée manidina (sidina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango
¶ Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo
¶ Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka
¶ Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly
¶ Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to fly [Hallanger 1973]
Définition française voler dans l'air [Hallanger 1974]
Morphologie 
manidina
nanidina
hanidina
manidìna
Exemples Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa [Randzavola: Baiboly, page 34]
Citations 

Entrée manidìna (idina, sidina)
Partie du discours impératif du verbe actif manidina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2016/09/17