Entrée (1/2) | 1 mangarona |
Radical | 2 harona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io 5 Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava 6 Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana 7 Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa 8 Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [1.1] |
Explications en anglais |
9 to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [1.2] 10 to snatch with the hand [1.7] |
Explications en français |
11 Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège: Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~ Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~ Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~ Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) [1.3] 12 fouiller avec la main [1.8] |
Exemples |
13 ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany; [1.214#mg] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 24 mangaròna |
Radical | 25 harona |
Partie du discours | 26 impératif du verbe actif mangarona [Liste complète] |
Explications en malgache |
27 [1.1] |
Anagrammes | 28 amangoran, amongaran, angaronam, manarango, Mangarano, mangaròna, mangarona, namangora, namarango, namongara, nangaroam, ranomanga |
Mis à jour le 2024/02/19 |