Entrée | 1 mangaihay |
Radical | 2 haihay |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. 6 [1.7] to be confused, to be confounded |
Explications en français |
7 [1.54] être désappointé (gaina, haihay) 8 [1.8] être confus, confondu |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 mihaihay |
Analogues | 13 mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mangaihay |
Mis à jour le 2023/01/20 |