Entrée manevika (tevika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandoaka (ny ravintsofina hasiana kavina): Iza no nanevika ny rahavavinao?
¶ Mitana (amin' ny paingotra): Manevika sary amin' ny paingotra
¶ Manindrontsindrona: Misy manevika ato amin' ny tratrako ato izany [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] manindrona [Rakotosaona 1972]
Morphologie 
manevika
nanevika
hanevika
maneveha
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot manevika (1): Bemanevika

2011/10/19