Entrée manetsetra (tsetsetra (tsetra))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatsiaro fifandrirodrirotan' ny hozatra amin' ny tena, mahatsiaro torovandrovana alohan' ny hanaviana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manetsetra
nanetsetra
hanetsetra
Citations 

2013/04/01