|
|
|
|

Entrée1  manetry tena
Mots élémentaires  2  manetry, tena
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1]
Explications en anglais  5  to humble oneself [1.7]
Explications en français  6  s'humilier, être humble [1.8]
Exemples  7  Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996]
Synonymes  8  mietry tena
Analogues  9  mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena

Mis à jour le 2023/05/15