|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manere
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3 mitery omby na biby hafa: Tsamba adidin'ny mpanere ko tsa mba tsikalam- boatavo fa ivory ro tsa misy ronono (Tsy mba tsinin'ny mpitery ary tsy mba kileman'ny voatavo fa ikalabory no tsy misy ronono). [Betsileo] [1.78]

Entrée (2/2)4  manere
Radical  5 tery
Partie du discours  6  impératif du verbe actif manery [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes  7 manere, 8 mareñe

Mis à jour le 2025/09/12