|
|
|
|

Entrée1  manentsina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tsentsina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana.
11  [1.13] manisy zavatra hanampenana lavaka
Explications en français  12  [1.13] boucher
Exemples  13  [2.424#] Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay
14  [2.4#] Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina.
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot manentsina

Anagrammes  16  manentsina, niantsenam

Mis à jour le 2025/08/10