|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manenina
Radical  2  nenina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto
Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
Explications en anglais  5  to regret [1.2, 1.7]
6  to rue, to grieve at, to lament. [1.2]
7  to repent [1.7]
Explications en français  8  se repentir, avoir des remords [1.8]
Exemples  9  Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357#]
10  Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  17  Emotions
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot manenina

Entrée (2/2)19  manenina
Radical  20  tenina
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22  manenona [Tambahoaka] [1.78]

Mis à jour le 2025/09/12