Entrée | mandry fahalemana | |
Mots élémentaires | mandry ; fahalemana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Milamina tsy misy fikorontanana [1.1] | |
Exemples | Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna
[1.1] | |
Synonymes | mandry feizay | |
Mis à jour le 2023/02/11 |