| Entrée | 1 mandrora tay maina | 
| Mots élémentaires | 2 mandrora, 3 tsy, 4 maina | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary [1.1] | 
| Vocabulaire | 7 Santé | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |