Entrée | 1 mandriona |
Radical | 2 riona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 miriona |
Analogues | 9 mivily, mibirioka, miviona, mihodivitra |
Anagrammes | 10 mandriona, 11 manindroa, 12 miandrano, 13 miandrona, 14 miondrana, miondràna, 15 mondraina |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |