Entrée (1/4) | 1 mandrindrina |
Radical | 2 rindrina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana mba tsy hahafahany mivoha (mba hitoviany tantana amin' ny rindrina); manakatona: Efa mahay mandrindrina varavarana ny zafikeliko 5 Mametraka olona ao anaty trano mba tsy hahafahany mandehandeha: Nisy nandrindrina an' itý zaza itý tao an' efitra tao ka nitomany foana tao izy 6 Mametaka varavarana: Mba tsy mahay koa izay mpandrafitra nandrindrina itony varavarana itony [1.1] |
Explications en anglais |
7 to close [1.7] |
Explications en français |
8 fermer [1.8] |
Exemples |
9 Tsy nanome tsiny azy ireo aho ankehitriny fa mandrindrina ny fakam-panahy! [2.471] |
Morphologie |
|
Entrée (2/4) | 14 mandrindrina |
Radical | 15 rindrina |
Partie du discours | 16 adjectif |
Explications en malgache |
17 Enti-milaza olona sady lehibe no lava, ranjanana, goaibe: Tsitapitapitrizay indro nisy lehilahy nandrindrina be nanatona ahy [1.1] |
Entrée (3/4) | 18 mandrindriña |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Explications en malgache |
20 mandondona [Sihanaka]
[1.78] |
Exemples |
21 Malaza ho be mpamosavy ny vohitra sasantsasany tsy maintsy lalovany ka nampitsangam-bolo azy roalahy isaky ny misy aloka iray mandrindrina. [2.470] |
Entrée (4/4) | 22 mandrindrìna |
Radical | 23 rindrina |
Partie du discours | 24 impératif du verbe actif mandrindrina [Liste complète] |
Explications en malgache |
25 [1.1] |
Anagrammes | 26 andrindrinam, mandrindrìna, mandrindrina, mandrindriña |
Mis à jour le 2023/01/20 |