Entrée (1/2) | 1 mandrara |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 rara |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera |
Explications en anglais |
9 [1.7] to forbid |
Explications en français |
10 [1.8] défendre, interdire |
Exemples |
11 [2.895#] Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy. 12 [2.298#] Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy. 13 [2.324] Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. |
Entrée (2/2) | 14 mandrarà |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mandrara [Liste complète] |
Radical | 16 rara |
Explications en malgache |
17 [1.1] |
Anagrammes | 18 andraram, arandram, mandrara, mandrarà, marandrà |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |