Entrée |
mandraoka
(raoka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika Hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any Mipaoka, mifaoka zavatr' olona Mamabo, manosy (fananan' olona) [1.1]
|
Explications en anglais | To gather, to collect. [1.2]
|
| To gather together in a mass; to seize [1.7]
|
Explications en français | Ramasser en une masse; saisir [1.8]
|
Exemples | Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana.
[4.27]
|
Morphologie |
Présent : |
mandraoka |
Passé : |
nandraoka |
Futur : |
handraoka |
Impératif : |
mandraofa |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|