Entrée mandrakariva (andraka, ariva)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Tsy tapaka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   always [Hallanger 1973]
Définition française   toujours, continuellement [Abinal 1888]
   toujours [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Exemples   Ary nandeha nihaza, hono, izy roa lahy ka nahazo hiany mandrakariva. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2013/12/20