|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mandraka
Radical  2 andraka
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko.
5 Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny. [1.1]
Explications en anglais  6 up to, until (of time). [1.7]
Explications en français  7 jusqu'à. [1.3, 1.8]
Exemples  8  Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356]
9  Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245]
10  Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4]
Morphologie 
11  Simple :
Vocabulaire  12  Temps
Synonymes  13 andraka
Tous les mots composés  14  12 combinaisons de ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)16  mandràka
Radical  17 raka
Partie du discours  18  adjectif
Explications en malgache  19 Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany. [1.1]
Explications en anglais  20 to grow lean.. [1.2]

Entrée (3/3)21  Mandraka
Partie du discours  22  nom propre (toponyme) [Liste complète]

Anagrammes  23 makandra, 24 Mandraka, mandraka, mandràka

Mis à jour le 2025/11/10