|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandoto
Radical  2  loto
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý
5  Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza
6  Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly [1.1]
Explications en anglais  7  to soil, to sully [1.7]
Explications en français  8  souiller, salir [1.3, 1.8]
9  tacher
10  calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [1.3]
Exemples  11  setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [2.470]
12  mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [1.3]
13  mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [1.3]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Analogues  18  manosodratsy, manoso-potaka, manendry ratsy, manao angovy, manao an-kery, maka an-kery, manao am-bohika, manao am-boribory, mametaveta
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mandoto

Entrée (2/2)20  Mandoto
Radical  21  man-, loto
Mots élémentaires  22  man~, loto
Partie du discours  23  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  24  Géographie: agglomérations

Anagrammes  25  mandoto, Mandoto

Mis à jour le 2023/01/20