| Entrée (1/2) | 1 mandodona |
| Radical | 2 dodona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy.
5 Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to urge, to press, to excite.
[1.7] |
| Explications en français |
7 presser, exciter à.
[1.8] |
| Exemples |
8 Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo.
[2.245#]
9 andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga" [2.5#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 14 mandodòna |
| Radical | 15 dodona |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mandodona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Anagrammes | 17 mandodòna, mandodona |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|