Entrée mandoa vory (loa, vory)
Partie du discours locution
Définition malgache mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to froth at the mouth [Hallanger 1973]
Traduction française écumer; baver [Hallanger 1974]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31