| Entrée | 1 mandoa vory | 
| Mots élémentaires | 2 mandoa, 3 vory | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to froth at the mouth [1.7] | 
| Explications en français | 7   écumer; baver [1.8] | 
| Vocabulaire | 8 Santé | 
| Anagrammes | 9 mandoa vory, 10 voandamory | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |