Entrée | 1 mandoaka |
Radical | 2 loaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny [1.1] |
Explications en anglais |
5 to make a hole through [1.7] |
Explications en français |
6 percer un trou, trouer [1.8] |
Exemples |
7 Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 mandavaka, mangirika, manatangirika |
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mandoaka |
Anagrammes | 15 andamako, manadoka, mandaoka, mandoaka |
Mis à jour le 2023/05/31 |