|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandingana
Radical  2  dingana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra
Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao
Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra
Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý
Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy
Explications en anglais  5  [1.2] to step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading
6  [1.7] to step over; to leave out, to skip
Explications en français  7  [1.8] enjamber, franchir, sauter, omettre
Exemples  8  Matiko hianao raha mandingana indray mandeha eo, hoy Ikemba. [2.499#]
9  Nandroso indray mandingana nanatona ilay mpanao dika vilana aho. [2.643#]
10  Mandroso indroa mandigana izy dia mihemotra na mivily indray mandingana. [1.369#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)16  mandingàna
Radical  17  dingana
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mandingana [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.1]

Anagrammes  20  andinganam, mandingàna, mandingana, nandaingam, nidanganam

Mis à jour le 2023/01/20