| Entrée (1/2) | 1 mandefa |
| Radical | 2 lefa |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka.
5 Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy. 6 Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava. 7 Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona. 8 Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany. [1.1] |
| Explications en anglais |
9 to set at liberty.
[1.2#386, 1.7] 10 to release, to send off, to set off, to fire off. [1.2#386] 11 to send, to ship. [1.7] |
| Explications en français |
12 libérer, envoyer.
[1.3#395, 1.8] 13 lâcher, laisser partir, donner la liberté, affranchir, donner la permission, congédier, tirer un coup, lancer. [1.3#395] 14 expédier. [1.8] |
| Exemples |
15 mandefa taratasy aminareo ve izy?
[2.472]
16 Ary dia mandefa basy sy tafondro betsaka amy ny andro isoratana. [2.48] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 21 mandefa teny tsy voahevitra |
| Entrée (2/2) | 22 mandefà |
| Radical | 23 lefa |
| Partie du discours | 24 impératif du verbe actif mandefa [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en anglais |
[1.2] |
| Autres orthographes | 25 mandefasa |
| Anagrammes | 26 mandefà, mandefa |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|