Entrée mandao (lao)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamela hijanona fa lasa mandeha: Nitomany izy nandao ny havany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to forsake, to go away [Richardson 1885]
 to leave, to abandon [Hallanger 1973]
Définition française quitter, abandonner [Hallanger 1974]
Exemples 
1Ny vorompotsy tsy mandao omby [Fox: Hainteny, numéro 269]
2Tsy mandao ny tenany intsony ny fofo-pahitra hatramin' ny niasany tamin' io toerana io. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 152]
Morphologie 
mandao
nandao
handao
mandaova, mandaoza
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/05/07