|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandamina
Radical  2  lamina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
5  Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [1.1]
Explications en anglais  6  to arrange, to set in order [1.2]
Explications en français  7  arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
Exemples  8  Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia; [2.48]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)14  mandamìna
Radical  15  lamina
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mandamina
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]
Tableaux et planches  19  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  20  mandamina, mandamìna, mandamina, mandamìna

Mis à jour le 2023/01/20