Entrée mandahatra (lahatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra
Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy
Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory [1.1]
 Mamorona lahatsoratra [1.13]
Explications en anglais To arrange; to set type; to make a speech [1.7]
Explications en français Bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours [1.8]
 Ranger, ordonner; rédiger [1.13]
Exemples 
1Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny; [2.245]
2Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy. [2.298]
3Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha. [2.606]
Morphologie 
Présent : mandahatra
Passé : nandahatra
Futur : handahatra
Impératif : mandahara
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11