Entrée | 1 mandaboka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 daboka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy |
Explications en anglais |
9 [1.2] to beat, to strike, to throw down, to dash |
Explications en français |
10 [1.3] Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser |
Exemples |
11 [2.895#] Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava. |
Autres orthographes | 12 manadaboka |
Anagrammes | 13 andambako, mandaboka |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |