Entrée manatakolaka (takolaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]
Morphologie 
Présent : manatakolaka
Passé : nanatakolaka
Futur : hanatakolaka
Synonymes manakolaka

Mis à jour le 2023/01/20