Entrée manary zaza
Mots élémentaires manary ; zaza
Partie du discours locution
Explications en malgache Milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Explications en anglais To disown (a child) [1.2, 1.7]
Explications en français Déshériter un enfant [1.8]
Synonymes manalan-jaza
Antonymes 

Mis à jour le 2023/06/06