| Entrée | 1 manary dia | 
| Mots élémentaires | 2 manary, 3 dia | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   manao izay tsy hifantohan' ny saina aman' eritreritra amin' ny zavatra iray; manao izay tsy hieritreretana zavatra iray manahirana na manorisory ny saina [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to diverge from, to divert attention from. See ary dia [1.2] 7 to distract someone's attention [1.7] | 
| Explications en français | 8   distraire, détourner l'attention [1.8] | 
| Analogues | 9 manaridia | 
| Anagrammes | 10 mañaridia, 11 manary dia | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |