Entrée (1/2) | 1 manarona |
Radical | 2 sarona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro 5 Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy 6 Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika [1.1] |
Explications en anglais |
7 to cover; to conceal [1.7] |
Explications en français |
8 couvrir; cacher [1.8] |
Exemples |
9 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470] 10 Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [2.471] |
Morphologie |
|
Analogues | 15 mandrakotra, manakona |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 19 manaròna |
Radical | 20 sarona |
Partie du discours | 21 impératif du verbe actif manarona [Liste complète] |
Anagrammes | 22 anamoran, anaronam, anoranam, manarona, manaròna, manoràna, manorana, namorana, nanamaro, nanamora, nanoaram |
Mis à jour le 2023/10/17 |