Entrée (1/2) | 1 manarangarana |
Radical | 2 harangarana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana [1.1] |
Explications en anglais |
5 to peep at through a hole, or a small opening. [1.2] 6 to peep through a hole; to spy on [1.7] |
Explications en français |
7 jeter un coup d'oeil [1.8] |
Exemples |
8 tsy ny volombodintrano manarangarana fa ny io aty rindrina manoloana? [1.296#] 9 Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy. [2.895#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot manarangarana |
Entrée (2/2) | 16 manarangaràna |
Radical | 17 harangarana |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif manarangarana [Liste complète] |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3] |
Anagrammes | 21 anarangaranam, manarangaràna, manarangarana |
Mis à jour le 2023/01/20 |