| Entrée (1/2) | 1 manarangarana |
| Radical | 2 harangarana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to peep at through a hole, or a small opening..
[1.2] 6 to peep through a hole; to spy on. [1.7] |
| Explications en français |
7 jeter un coup d'oeil.
[1.8] |
| Exemples |
8 tsy ny volombodintrano manarangarana fa ny io aty rindrina manoloana?
[1.296#]
9 Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy. [2.895#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 manarangaran-tsy manohatra |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 16 manarangaràna |
| Radical | 17 harangarana |
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif manarangarana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 19 manarangaràna, manarangarana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|