Entrée | manaramody | |
Mots élémentaires | manaraka ; mody | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany [1.1] | |
Exemples | ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia.
[2.508] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2023/05/17 |