|
|
|
|

Entrée1  manara-dalàna
Mots élémentaires  2 manaraka, 3 lana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 manaraka an-tsakany sy an-davany ny didy ataon' ny mpitondra, ny fitsipika na fepetra samihafa [1.1]
Proverbes  6  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02