|
|
|
|

Entrée1  manaraby
Radical  2  haraby
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Maneso; mamazivazy [1.1]
Explications en anglais  5  to jeer at, to ridicule. [1.2, 1.7]
Explications en français  6  railler; ridiculiser [1.8]
Exemples  7  Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa [2.996]
8  Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  ambarany, anabiram, anambary, baramina, iambaran, manabira, mañabira, manaraby, mibaraña, niambara

Mis à jour le 2022/09/08