|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manapitra
Radical  2 tapitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mamita: Hanapitra itý asa ity aho vao handeha.
5 Mandany: Hanapitra na herinandro aho vao hiainga.
6 (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika. [1.1]
Explications en anglais  7 to finish, to bring to an end. [1.7]
Explications en français  8 achever. [1.3, 1.8]
9 compléter. [1.3]
10 épuiser; terminer. [1.8]
Exemples  11  Horakoraka indray no manapitra izay. [2.499]
12  Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty. [2.643]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :

Entrée (2/2)17  manapitra
Radical  18 tapitra
Partie du discours  19  verbe actif
Explications en français  20 salir. [1.3]

Anagrammes  21 mañapatry, 22 manapitra, 23 mpanaitra, 24 mpianatra, 25 mpiatrana

Mis à jour le 2025/09/12