Entrée manao toton' omby bory (tao, toto, omby, bory)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31