Entrée manao teli-moka
Mots élémentaires manao ; teli-moka
Partie du discours locution
Explications en malgache Mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1]
Exemples 
1Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; [1.406]
2Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895]

Mis à jour le 2023/11/20