| Entrée | 1 manao teli-moka | 
| Mots élémentaires | 2 manao, 3 telina, 4 moka | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1] | 
| Exemples | 7   Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao;
[1.406] 8 Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |