Entrée manao ronono an-tavy (tao, ronono, tavy)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/11/07